FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Zakaria 13:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 “Ry sabatra ô, mifohaza mba hamely ny mpiandry ondriko,+

      Dia ilay lehilahy namako”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

      “Asio ny mpiandry,+ dia hiparitaka ny andian’ondry.*+

      Ary hamely an’ireo olona tsinontsinona ireo ny tanako.”

  • Matio 26:31-33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy* daholo ianareo anio alina, noho ny zavatra hanjo ahy, fa voasoratra hoe: ‘Hasiako ny mpiandry, dia hiparitaka ny andian’ondry.’+ 32 Rehefa atsangana anefa aho, dia handeha hialoha anareo any Galilia.”+ 33 Ary hoy i Petera taminy: “Na hahafoy anao* daholo aza izy rehetra noho izay hanjo anao, dia izaho tsy hahafoy anao* izany mihitsy!”+

  • Matio 26:56
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 56 Mitranga anefa izao rehetra izao mba ho tanteraka izay nosoratan’ny mpaminany.”*+ Avy eo dia nandao azy daholo ny mpianatra ka lasa nitsoaka.+

  • Marka 14:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Ary nandao azy daholo ny mpianany ka lasa nitsoaka.+

  • Jaona 16:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara