FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 14:29-31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary hoy i Petera taminy: “Na hahafoy anao* daholo aza izy rehetra, dia izaho tsy hahafoy anao* izany.”+ 30 Dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko marina aminao fa anio alina ihany, raha mbola tsy maneno indroa akory ny akoho, dia handa ahy intelo ianao.”+ 31 Mbola nanizingizina ihany anefa i Petera hoe: “Na tsy maintsy hiara-maty aminao aza aho, dia tsy handa anao izany mihitsy!” Ary niteny hoatr’izany koa ny hafa rehetra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara