-
Daniela 9:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 “Aorian’ireo 62 herinandro ireo, dia hovonoina ny Mesia,+ ka tsy hanana na inona na inona intsony.+
“Handrava an’ilay tanàna sy ny toerana masina ny tafiky ny mpitarika iray ho avy.+ Ary ho vita hatreo ny amin’izy io,* fa hisy tondra-drano. Hisy ady mandra-pahatongan’ny farany, ary hisy fandravana, araka ny didy navoaka.+
-
-
Asan’ny Apostoly 3:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Izany anefa no fomba nanatanterahan’Andriamanitra an’izay efa nampilazainy ny mpaminany rehetra, dia ny hoe tsy maintsy hijaly ilay Kristy voatendriny.+
-