Matio 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mandehana haingana teneno ny mpianany hoe: ‘Efa natsangana tamin’ny maty izy. Hialoha anareo any Galilia+ izy, dia any no hahitanareo azy.’ Hiteny an’izany aminareo no nahatongavako eto.”+ Matio 28:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny mpianatra 11 lahy kosa nankany Galilia,+ dia nankeny amin’ilay tendrombohitra notenenin’i Jesosy hoe hihaonan’izy ireo.+
7 Mandehana haingana teneno ny mpianany hoe: ‘Efa natsangana tamin’ny maty izy. Hialoha anareo any Galilia+ izy, dia any no hahitanareo azy.’ Hiteny an’izany aminareo no nahatongavako eto.”+
16 Ny mpianatra 11 lahy kosa nankany Galilia,+ dia nankeny amin’ilay tendrombohitra notenenin’i Jesosy hoe hihaonan’izy ireo.+