-
Malakia 3:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Iza anefa no hahatanty ny andro hiaviany, ary iza no hahavita hijoro rehefa miseho izy? Fa ho toy ny afon’ny mpandrendrika metaly izy sady ho toy ny savonin’ny+ mpanasa lamba. 3 Ary hipetraka hoatran’ny mpandrendrika sy mpanadio volafotsy+ izy, dia hodioviny ny taranak’i Levy. Hodioviny hoatran’ny manadio volamena sy volafotsy izy ireo. Ho lasa olo-marina manolotra fanatitra atao fanomezana izy ireo, amin’i Jehovah.
-