Isaia 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia hosaziko ianao,Ary hesoriko tanteraka* ny tain-drendrika eo aminao.Hesoriko daholo koa ny loto eo aminao.+ Jeremia 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 ‘Na dia hisasa amin’ny karibonetra* sy savony be dia be aza ianao,Dia mbola ho toy ny tasy eo anatrehako ihany ny helokao’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
25 Dia hosaziko ianao,Ary hesoriko tanteraka* ny tain-drendrika eo aminao.Hesoriko daholo koa ny loto eo aminao.+
22 ‘Na dia hisasa amin’ny karibonetra* sy savony be dia be aza ianao,Dia mbola ho toy ny tasy eo anatrehako ihany ny helokao’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.