40 Ho masina amin’i Jehovah+ ny lohasaha* rehetra fanariana faty sy lavenona,* sy ny tanimboly mikitohatohatra rehetra hatrany amin’ny Lohasahan’i Kidrona,+ ary hatrany amin’ny zoron’ny Vavahadin-tsoavaly+ any atsinanana. Tsy hongotana intsony mihitsy izany na horavana.”