38 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hanorenana indray ny tanàna+ ho an’i Jehovah, manomboka eo amin’ny Tilikambon’i Hananela+ ka hatrany amin’ny Vavahady An-jorony.+ 39 Mbola hohenjanina mahitsy hatrany amin’ny havoanan’i Gareba ny tady fandrefesana,+ ary hihodina mankany Goa.