Salamo 125:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hoatran’ny tendrombohitra manodidina an’i Jerosalema,+Dia toy izany koa fa manodidina ny vahoakany i Jehovah,+Manomboka izao ka ho mandrakizay. Isaia 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Amin’izany andro izany, dia hohiraina+ eto Joda+ izao hira izao: “Manana tanàna matanjaka isika.+ Famonjena no ataony toy ny manda sy dongon-tany* fiarovana an’ilay tanàna.+
2 Hoatran’ny tendrombohitra manodidina an’i Jerosalema,+Dia toy izany koa fa manodidina ny vahoakany i Jehovah,+Manomboka izao ka ho mandrakizay.
26 Amin’izany andro izany, dia hohiraina+ eto Joda+ izao hira izao: “Manana tanàna matanjaka isika.+ Famonjena no ataony toy ny manda sy dongon-tany* fiarovana an’ilay tanàna.+