18 Enga anie hotahina ny loharanonao!
Ary enga anie ianao hifaly amin’ny vadin’ny fahatanoranao!+
19 Fa serfavavy mahatehotia sy osy kely mahafatifaty izy.+
Enga anie ianao hahazo fahafinaretana foana amin’ny nonony,
Ary ho babon’ny fitiavany foana anie ianao!+
20 Fa nahoana ianao, anaka, no ho babon’ny vehivavy maditra,
Na hamihina ny tratran’ny vehivavy ratsy fitondran-tena?+