-
Marka 1:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Mbola nandroso lavidavitra ihany izy dia nahita an’i Jakoba zanak’i Zebedio, sy Jaona rahalahiny. Tao an-tsambokeliny izy mirahalahy tamin’izay, nanamboatra ny simba tamin’ny haratony.+ 20 Ary nantsoin’i Jesosy avy hatrany izy ireo, ka nandao an’i Zebedio rainy teo an-tsambokely sy ireo mpikarama, dia nanaraka azy.
-