-
Matio 4:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Mbola nandroso ihany izy dia nahita an’i Jakoba sy Jaona.+ Mpirahalahy izy ireo, ary zanak’i Zebedio. Tao an-tsambokely niaraka tamin’ny rainy izy roa lahy tamin’izay, nanamboatra ny simba tamin’ny haratony. Dia nantsoin’i Jesosy izy ireo,+ 22 ka tonga dia nandao an’ilay sambokely sy ny rainy, ary nanaraka azy.
-