FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ireto avy ny anaran’ny apostoly 12:+ Voalohany, i Simona, antsoina koa hoe Petera,+ sy Andrea+ rahalahiny; Jakoba zanak’i Zebedio sy Jaona+ rahalahiny;

  • Matio 27:55, 56
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Nisy vehivavy be dia be koa nitazana teny lavidavitra teny. Efa nanaraka an’i Jesosy nanomboka tany Galilia izy ireo mba hikarakara azy.+ 56 Anisan’ireny i Maria Magdalena, sy Maria renin’i Jakoba sy Josesy, ary ny renin’ny zanak’i Zebedio.+

  • Marka 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Jakoba zanak’i Zebedio sy Jaona rahalahiny—nantsoiny koa hoe Boanerjesy, midika hoe “Zanaky ny Kotroka”, izy roa lahy ireo+—,

  • Marka 10:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ary nanatona azy i Jakoba sy Jaona zanak’i Zebedio,+ ka niteny taminy hoe: “Mpampianatra ô, mba tianay hataonao aminay izay angatahinay aminao.”+

  • Jaona 21:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Niaraka i Simona Petera, sy Tomasy—ilay antsoina koa hoe Ikambana+—, sy Natanaela+ avy any Kana, any Galilia, sy ireo zanakalahin’i Zebedio,+ ary ny mpianatra roa hafa.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara