FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 20:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nanatona azy ny renin’izy roa lahy zanak’i Zebedio,+ niaraka tamin’izy mirahalahy. Dia niankohoka ilay ramatoa satria te hangataka zavatra taminy.+ 21 Ary hoy i Jesosy: “Fa inona no tadiavinao?” Dia hoy ilay ramatoa: “Rehefa ao amin’ny Fanjakanao+ ianao, dia aleo re mba hipetraka eo akaikinao ireto zanako ireto e! Dia ny iray eo ankavananao, ary ny iray eo ankavianao.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara