FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 4:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Mbola nandroso ihany izy dia nahita an’i Jakoba sy Jaona.+ Mpirahalahy izy ireo, ary zanak’i Zebedio. Tao an-tsambokely niaraka tamin’ny rainy izy roa lahy tamin’izay, nanamboatra ny simba tamin’ny haratony. Dia nantsoin’i Jesosy izy ireo,+

  • Matio 27:55, 56
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Nisy vehivavy be dia be koa nitazana teny lavidavitra teny. Efa nanaraka an’i Jesosy nanomboka tany Galilia izy ireo mba hikarakara azy.+ 56 Anisan’ireny i Maria Magdalena, sy Maria renin’i Jakoba sy Josesy, ary ny renin’ny zanak’i Zebedio.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara