-
Marka 1:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Dia lasa izy nitory tany amin’ny synagoga nanerana an’i Galilia manontolo sady namoaka demonia.+
-
-
Marka 6:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Tena gaga izy hoe tsy nino azy izy ireo. Ary nandeha nitety ny tanàna teny amin’ny manodidina izy, sady nampianatra.+
-