Matio 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nandeha nanerana an’i Galilia manontolo+ izy avy eo, ka nampianatra tany amin’ny synagoga,+ sy nitory ny vaovao tsaran’ilay Fanjakana, ary nanasitrana ny karazan’aretina rehetra tamin’ny vahoaka.+
23 Nandeha nanerana an’i Galilia manontolo+ izy avy eo, ka nampianatra tany amin’ny synagoga,+ sy nitory ny vaovao tsaran’ilay Fanjakana, ary nanasitrana ny karazan’aretina rehetra tamin’ny vahoaka.+