-
Marka 1:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Rehefa hariva ny andro ka efa nilentika ny masoandro, dia nentin’ny olona teo aminy izay rehetra narary sy nisy demonia,+
-
-
Asan’ny Apostoly 5:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nisy vahoaka be koa tonga foana avy tany amin’ireo tanàna manodidina an’i Jerosalema. Nitondra marary sy olona nampijalin’ny fanahy maloto izy ireo, ary sitrana daholo izy rehetra.
-