Isaia 55:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Avia ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo tsy manam-bola, avia, mividiana dia mihinàna! Avia mividy divay sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsy misy sarany.+ Lioka 6:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Sambatra ianareo noana ankehitriny, fa hovokisana+ ianareo. “Sambatra ianareo mitomany ankehitriny, fa hihomehy+ ianareo.
55 Avia ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo tsy manam-bola, avia, mividiana dia mihinàna! Avia mividy divay sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsy misy sarany.+
21 “Sambatra ianareo noana ankehitriny, fa hovokisana+ ianareo. “Sambatra ianareo mitomany ankehitriny, fa hihomehy+ ianareo.