2 Tantara 36:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nesoin’izy ireo foana anefa ny irak’ilay tena Andriamanitra,+ ary tsy noraharahiany ny tenin’Andriamanitra,+ sady nihomehezany ny mpaminaniny.+ Tezitra be tamin’ny vahoakany àry i Jehovah tamin’ny farany,+ ary efa tsy azo nampiana intsony koa izy ireo. Asan’ny Apostoly 7:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Iza moa no mpaminany tsy nenjehin’ny razambenareo?+ Novonoiny mihitsy aza ireo nanambara mialoha fa ho avy ilay marina.+ Ary ianareo indray izao no lasa mpamadika sy mpamono azy,+ Hebreo 11:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 11:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Notoraham-bato+ izy ireo, notsapaina, notsofana hizara roa, novonoina tamin’ny sabatra,+ nirenireny nitafy hoditr’ondry sy hoditr’osy,+ sady tsy nanana na inona na inona sy niaritra fahoriana+ ary nampijalina.+
16 Nesoin’izy ireo foana anefa ny irak’ilay tena Andriamanitra,+ ary tsy noraharahiany ny tenin’Andriamanitra,+ sady nihomehezany ny mpaminaniny.+ Tezitra be tamin’ny vahoakany àry i Jehovah tamin’ny farany,+ ary efa tsy azo nampiana intsony koa izy ireo.
52 Iza moa no mpaminany tsy nenjehin’ny razambenareo?+ Novonoiny mihitsy aza ireo nanambara mialoha fa ho avy ilay marina.+ Ary ianareo indray izao no lasa mpamadika sy mpamono azy,+
37 Notoraham-bato+ izy ireo, notsapaina, notsofana hizara roa, novonoina tamin’ny sabatra,+ nirenireny nitafy hoditr’ondry sy hoditr’osy,+ sady tsy nanana na inona na inona sy niaritra fahoriana+ ary nampijalina.+