FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 15:7-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ry mpihatsaravelatsihy, rariny raha naminany momba anareo i Isaia hoe:+ 8 ‘An-tendro-molotra fotsiny no anajan’ity vahoaka ity ahy, fa ny fony kosa lavitra ahy. 9 Reraka fotsiny izy ireo manompo ahy, satria didin’olombelona no ampianariny.’”+

  • Matio 23:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Hahita loza ianareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy! Manome ny ampahafolon’ny solila sy ny aneta ary ny komina*+ mantsy ianareo, nefa tsy raharahianareo izay mavesa-danja kokoa ao amin’ny Lalàna, izany hoe ny manao ny rariny+ sy ny mamindra fo+ ary ny ho mendri-pitokisana. Tsy maintsy omena ny ampahafolon’ireny, nefa tsy maintsy atao koa ireo zavatra hafa ireo.+

  • Lioka 11:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Fa hahita loza ianareo Fariseo, satria manome ny ampahafolon’ny solila sy ny rota ary ny zavamaniry mani-pofona* hafa rehetra+ ianareo, nefa tsy raharahianareo ny rariny sy ny fitiavana an’Andriamanitra! Tsy maintsy omenareo ny ampahafolon’ireny, nefa tsy maintsy ataonareo koa ireo zavatra hafa ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara