FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 12:58, 59
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Raha mankany amin’ny manam-pahefana miaraka amin’ilay mitory anao, ohatra, ianao, dia miezaha hifandamina aminy dieny mbola eny an-dalana ianareo. Amin’izay dia tsy hampiantso anao ho eo anatrehan’ny mpitsara izy, ary ny mpitsara tsy hanolotra anao amin’ny mpanatanteraka didim-pitsarana, ary io indray tsy handefa anao any am-ponja.+ 59 Lazaiko aminao fa tsy ho tafavoaka any mihitsy ianao, raha tsy efa voaloanao hatramin’ny vola madinika* farany tokony haloanao.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara