-
Matio 5:25, 26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 “Mifandamìna haingana amin’ilay miady aminao any amin’ny fitsarana, dieny mbola eny an-dalana ho any ianareo. Sao mantsy izy hanolotra anao amin’ny mpitsara, dia ny mpitsara indray hanolotra anao amin’ny mpampihatra didim-pitsarana, ka hogadraina ianao.+ 26 Lazaiko marina aminao fa tsy ho tafavoaka any mihitsy ianao, raha tsy efa voaloanao hatramin’ny vola madinika* farany tokony haloanao.
-