5 Izay rehetra ataony dia ataony mba hisehosehoana amin’ny olona fotsiny.+ Halehibeaziny, ohatra, ny azy ilay boaty misy andininy ao amin’ny Soratra Masina, izay ataony eny aminy mba ho ody fiaro.+ Ary ataony lava kokoa ny mikiramborambo amin’ny morontongotr’akanjony.+