-
Jakoba 5:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Harafesenina tanteraka ny volamenanareo sy ny volafotsinareo, ary hiampanga anareo sy hihinana ny nofonareo ny harafesina aminy. Izay nangoninareo dia ho lasa hoatran’ny afo amin’ny andro farany.+
-