FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 6:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa any amin’izay misy ny harenanao, dia ho any koa ny fonao.

  • Marka 4:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Mbola misy hafa koa nafafy teny amin’ny tsilo. Tsy iza ireo fa izay mandre ny teny,+ 19 saingy lasa mibahana tsikelikely ao am-pony ny fanahiana+ eto amin’izao tontolo izao* sy ny famitahan’ny harena+ ary ny faniriana+ zavatra hafa, ka tototr’izany rehetra izany ny teny dia tsy mamoa.

  • Marka 10:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary nijery ny manodidina azy i Jesosy, ka hoy izy tamin’ny mpianany: “Tena ho sarotra amin’ny mpanam-bola ny hiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra!”+

  • Lioka 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary ireo latsaka teny amin’ny tsilo, dia izay mandre ny teny saingy lasa varimbariana noho ny fanahiana sy ny harena+ ary ny fahafinaretana eo amin’ny fiainana.+ Lasa tototra tanteraka àry ny teny, ka tsy mamoa voa tsara.+

  • 1 Timoty 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 2 Timoty 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Efa nandao ahy mantsy i Demasy+ satria tia an’izao tontolo izao,* ka lasa any Tesalonika. I Kreska lasa any Galatia ary i Titosy lasa any Dalmatia.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara