22 Ary ilay nafafy teny amin’ny tsilo dia izay mandre ny teny, saingy tototry ny fanahiana eto amin’izao tontolo izao*+ sy ny famitahan’ny harena ny teny ka tsy mamoa.+
14 Ary ireo latsaka teny amin’ny tsilo, dia izay mandre ny teny saingy lasa varimbariana noho ny fanahiana sy ny harena+ ary ny fahafinaretana eo amin’ny fiainana.+ Lasa tototra tanteraka àry ny teny, ka tsy mamoa voa tsara.+