-
Marka 10:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ary nijery ny manodidina azy i Jesosy, ka hoy izy tamin’ny mpianany: “Tena ho sarotra amin’ny mpanam-bola ny hiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra!”+
-
-
Lioka 18:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Nijery azy i Jesosy, ary niteny hoe: “Tena ho sarotra amin’ny mpanam-bola ny hiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra!+
-