Matio 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary ilay nafafy teny amin’ny tsilo dia izay mandre ny teny, saingy tototry ny fanahiana eto amin’izao tontolo izao*+ sy ny famitahan’ny harena ny teny ka tsy mamoa.+ Lioka 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
22 Ary ilay nafafy teny amin’ny tsilo dia izay mandre ny teny, saingy tototry ny fanahiana eto amin’izao tontolo izao*+ sy ny famitahan’ny harena ny teny ka tsy mamoa.+