-
Matio 9:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Dia nokasihiny ny mason’izy ireo,+ sady hoy izy: “Ho tanteraka aminareo anie izany, satria manam-pinoana ianareo!”
-
-
Matio 15:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Dia hoy i Jesosy taminy: “Ravehivavy, lehibe ny finoanao. Ho tanteraka aminao anie izay irinao!” Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay zanany vavy.
-
-
Marka 9:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Hoy i Jesosy taminy: “‘Raha misy azonao atao’ hoe e? Tsy misy tsy vitan’ny manam-pinoana ange e!”+
-