-
Marka 2:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia nitsangana ilay lehilahy ary tonga dia nobatainy ny fandrianany, ka lasa izy nivoaka teo imason’ny olona rehetra. Gaga daholo àry izy rehetra ka nanome voninahitra an’Andriamanitra, sady niteny hoe: “Mbola tsy nahita hoatr’izao mihitsy isika!”+
-