FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 9:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Dia niteny ilay moana rehefa navoaka ilay demonia.+ Gaga ny vahoaka ka niteny hoe: “Mbola tsy nisy hoatr’izao mihitsy teto amin’ny Israely.”+

  • Jaona 7:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Na izany aza, dia nino azy ny ankamaroan’ny vahoaka.+ Hoy izy ireo: “Rehefa tonga i Kristy, izy ve dia hahavita famantarana betsaka noho ny vitan’io lehilahy io?”

  • Jaona 9:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Mbola tsy nisy naheno mihitsy hatramin’izay hoe nisy olona nanasitrana* ny mason’ny jamba hatrany an-kibon-dreniny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara