-
Marka 2:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Tamin’izy teny an-dalana, dia nahita an’i Levy zanak’i Alfeo nipetraka teo amin’ny birao famorian-ketra. Ary hoy izy taminy: “Andao hanara-dia ahy.” Dia nitsangana i Levy ka nanaraka azy.+
-
-
Lioka 5:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Taorian’izay, dia nivoaka izy ka nahita mpamory hetra atao hoe Levy, nipetraka teo amin’ny birao famorian-ketra. Dia hoy izy taminy: “Andao hanara-dia ahy.”+
-