FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Nirenireny toy ny ondry izahay rehetra,+

      Ka samy nivily nanaraka ny lalanay avy.

      Ary nampitondrain’i Jehovah azy ny fahadisoanay rehetra.+

  • Ezekiela 34:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nirenireny teny amin’ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra teny ny ondriko. Niparitaka nanerana ny tany izy ireo, nefa tsy mba nisy nikaroka na nitady.

  • Asan’ny Apostoly 13:45, 46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Rehefa nahita an’ireo vahoaka ireo ny Jiosy, dia velom-pialonana ka nanevateva sy nanohitra an’izay nolazain’i Paoly.+ 46 Dia sahy niteny tamin’izy ireo i Paoly sy Barnabasy hoe: “Tsy maintsy notorina taminareo aloha+ ny tenin’Andriamanitra. Koa satria lavinareo izany ka tsy eritreretinareo hoe mendrika ny fiainana mandrakizay ianareo, dia ho any amin’ny hafa firenena+ izahay.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara