FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 2:29-32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Ry Tompo Fara Tampony ô, avelanao handeha amim-piadanana+ amin’izay ny mpanomponao, araka ny efa nolazainao. 30 Efa hitan’ny masoko mantsy ny fomba hitondranao famonjena,+ 31 izay nomaninao teo imason’ny firenena rehetra,+ 32 dia hazavana+ izay hanala ny zavatra manarona ny firenena+ sady voninahitry ny Israely vahoakanao.”

  • Asan’ny Apostoly 18:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Rehefa nidina avy tany Makedonia i Silasy+ sy Timoty,+ dia nifantoka tanteraka tamin’ny fitoriana ny tenin’Andriamanitra i Paoly, ka nitory tamin’ny Jiosy mba hanaporofoana fa i Jesosy no Kristy.+ 6 Nanohitra azy foana anefa ny Jiosy sady nanevateva azy, ka nakopak’i Paoly ny akanjony,+ ary hoy izy: “Ianareo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanareo.*+ Afaka adidy* aho.+ Hankany amin’ny olona hafa firenena+ aho manomboka izao.”

  • Romanina 10:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hoy anefa aho: Sao dia tsy nahafantatra ny Israely?+ Voalohany, dia hoy i Mosesy: “Hataoko izay hahatonga anareo hialona an’izay tsy firenena akory, ary hataoko izay hampahatezitra be anareo amin’ny firenena adaladala.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara