FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 16:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia tonga tany Derbe i Paoly, ary avy eo izy nankany Lystra.+ Nisy mpianatra atao hoe Timoty+ tao. Zanaka vehivavy jiosy mpino izy io, fa Grika kosa ny rainy. 2 Tsara laza teo amin’ireo rahalahy tany Lystra sy Ikonioma izy.

  • 1 Tesalonianina 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Vao izao mihitsy anefa i Timoty no tonga atỳ aminay rehefa avy tany aminareo,+ ka nilaza vaovao tsara taminay hoe tsy mivadika ianareo sady be fitiavana. Nilaza koa izy fa mbola mahatsiarotsiaro anay foana ianareo, ka te hahita mafy anay, hoatr’anay te hahita mafy anareo koa.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara