-
Asan’ny Apostoly 14:5-7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary nila ady sy nitady hitora-bato azy roa lahy ny hafa firenena sy ny Jiosy ary ny mpitondra azy ireo.+ 6 Nampahafantarina azy roa lahy anefa izany, ka nandositra tany amin’ireo tanàna any Lykaonia izy ireo, izany hoe tany Lystra sy Derbe, ary ny faritra manodidina.+ 7 Nanohy nitory ny vaovao tsara izy ireo tany.
-