Marka 6:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nandidy azy ireo koa izy mba tsy hitondra na inona na inona rehefa mandeha, afa-tsy tehina ihany, ka tsy hitondra mofo, na kitapom-batsy, na vola* ao anaty fehikibony,+ 9 nefa hanao kapa, ary tsy hanao akanjo roa.*
8 Nandidy azy ireo koa izy mba tsy hitondra na inona na inona rehefa mandeha, afa-tsy tehina ihany, ka tsy hitondra mofo, na kitapom-batsy, na vola* ao anaty fehikibony,+ 9 nefa hanao kapa, ary tsy hanao akanjo roa.*