Matio 10:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mitondra volamena na volafotsy na varahina ao anaty fehikibo+ fasianareo vola, 10 ary aza mitondra kitapom-batsy any amin’izay halehanareo, na akanjo roa,* na kapa na tehina.+ Mendrika hahazo sakafo mantsy ny mpiasa.+
9 Aza mitondra volamena na volafotsy na varahina ao anaty fehikibo+ fasianareo vola, 10 ary aza mitondra kitapom-batsy any amin’izay halehanareo, na akanjo roa,* na kapa na tehina.+ Mendrika hahazo sakafo mantsy ny mpiasa.+