-
Filipianina 2:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Na inona na inona ataonareo, dia aza mba mimenomenona+ na miady hevitra.+ 15 Amin’izay ianareo dia tsy hisy hokianina sady tsy hanan-tsiny, ary ho zanak’Andriamanitra+ tsy misy tsiny eo anivon’ny taranaka maditra sy ratsy fanahy.+ Mamirapiratra eo anivon’izany taranaka izany ianareo, hoatran’ny hazavana eo amin’izao tontolo izao,+
-