1 Korintianina 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza mimenomenona toy ny sasany tamin’ireny izay nimenomenona,+ ka matin’ny mpandringana.+ 1 Petera 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Samia miezaka ho tia mandray vahiny* ary aza mimenomenona rehefa manao an’izany.+