8 “Lazaiko aminareo hoe: Izay manaiky eo imason’ny olona+ hoe mpianatro, dia mba heken’ny Zanak’olona koa eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra.+ 9 Fa izay tsy manaiky eo imason’ny olona hoe mpianatro, dia tsy hekena koa eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra.+