FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 8:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Fa na iza na iza menatra noho ny amiko sy ny teniko, eto amin’ity taranaka mpanitsakitsa-bady* sy mpanota ity, dia ho menatra noho ny aminy koa ny Zanak’olona,+ rehefa ho avy amin’ny voninahitry ny Rainy miaraka amin’ny anjely masina.”+

  • Lioka 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Fa na iza na iza menatra noho ny amiko sy ny teniko, dia ho menatra noho ny amin’izany olona izany koa ny Zanak’olona, rehefa ho avy amin’ny voninahiny sy ny voninahitry ny Rainy ary ny an’ny anjely masina.+

  • 2 Timoty 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 ary raha miaritra foana isika, dia ho mpanjaka hiara-mitondra aminy.+ Fa raha mandà azy kosa isika, dia holaviny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara