-
Matio 10:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Fa izay tsy manaiky eo imason’ny olona hoe mpianatro, dia tsy hekeko eo anatrehan’ny Raiko any an-danitra.+
-
-
Lioka 9:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Fa na iza na iza menatra noho ny amiko sy ny teniko, dia ho menatra noho ny amin’izany olona izany koa ny Zanak’olona, rehefa ho avy amin’ny voninahiny sy ny voninahitry ny Rainy ary ny an’ny anjely masina.+
-
-
Lioka 12:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Fa izay tsy manaiky eo imason’ny olona hoe mpianatro, dia tsy hekena koa eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra.+
-