Matio 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tatỳ aoriana, dia tonga nitory+ tany an-tany efitr’i Jodia i Jaona+ Mpanao Batisa. Matio 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nivoaka hihaino an’i Jaona ny olona tany Jerosalema sy eran’i Jodia ary ny faritra rehetra manodidina ny Reniranon’i Jordana.+
5 Dia nivoaka hihaino an’i Jaona ny olona tany Jerosalema sy eran’i Jodia ary ny faritra rehetra manodidina ny Reniranon’i Jordana.+