Lioka 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Rehefa feno valo andro ilay zaza ka tonga ny fotoana hamorana azy,+ dia natao hoe Jesosy ny anarany. Izany mantsy no anarana nolazain’ilay anjely talohan’ny nisiany tao am-bohoka.+
21 Rehefa feno valo andro ilay zaza ka tonga ny fotoana hamorana azy,+ dia natao hoe Jesosy ny anarany. Izany mantsy no anarana nolazain’ilay anjely talohan’ny nisiany tao am-bohoka.+