-
Matio 10:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Lazaiko marina aminareo fa ho mora kokoa ny hanjo an’i Sodoma sy Gomora+ amin’ny Andro Fitsarana, noho ny hanjo an’izany tanàna izany.
-
-
Lioka 10:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Lazaiko aminareo fa ho mora kokoa ny hanjo an’i Sodoma amin’izany andro izany, noho ny hanjo an’izany tanàna izany.+
-