-
Matio 13:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Avelao ihany hiara-maniry eo daholo ireo, mandra-pahatongan’ny fotoam-pijinjana. Dia amin’izay aho no hiteny amin’ny mpijinja hoe: Angony aloha ny tsimparifary dia ataovy amboara, dia afatory mba hodorana. Avy eo angony ny vary ka ataovy ao amin’ny trano fitehirizako vokatra.’”+
-