32 Ary nantsoin’i Jesosy nankeo aminy ny mpianany, ka hoy izy: “Mampalahelo ahy ireto vahoaka ireto,+ fa efa telo andro izao ry zareo no nijanona teto amiko, sady tsy manan-kohanina. Tsy tiako anefa raha hoe noana izy no asaina mandeha, sao ho reraka eny an-dalana.”+