-
Marka 6:46Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
46 Rehefa avy nanao veloma ny vahoaka izy, dia nankany an-tendrombohitra mba hivavaka.+
-
-
Lioka 9:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Taorian’izay, tamin’izy nivavaka irery, dia tonga teo aminy ny mpianatra ka nanontaniany hoe: “Iza, hono, aho raha ny filazan’ny olona?”+
-